Entrée | 1 na aiza na aiza |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 na, aiza |
Tous les mots composés |
|
Explications en anglais |
5 [1.2] wheresoever |
Explications en français |
6 [1.3] partout: Na aiza na aiza ny olona samy manao izany fomba izany (Cette coutume se trouve partout; cet usage est universel) |
Exemples |
7 [2.117#109] na aiza na aiza eto Madagasikara dia ahitana ahy 8 [2.499#50] Tsy mivadika Ikemba, hanaraka anao na aiza na aiza 9 [2.270#44] Mba ho olom-banona mandrakariva, na aiza na aiza hisy anareo 10 [2.996#3.3.17] na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na rà akory 11 [2.285#200] Deraina amin' ny hafaingan-tsainy ny Malagasy, na aiza na aiza alehany |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |