|
|
|
|

Entrée (1/2)1  nahandro
Partie du discours  2  nom
Radical  3  handro
Explications en malgache  4  [1.1] Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro
Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona
Explications en anglais  5  [1.2] a meal. See handro, sakafo.
6  [1.7] cooked food; cooking
Explications en français  7  [1.8] mets cuisinés; repas; acte de cuisiner
Exemples  8  [2.69] Manatitra ny nahandro, tompoko!
9  [2.298] Dia manaova nahandro, ataovy faingana.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  13  Economie: alimentation
Analogues  14  hanina, sakafo
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot nahandro

Entrée (2/2)16  nahandro
Partie du discours  17  passé du verbe actif mahandro
Radical  18  handro

Anagrammes  19 handroña, handrona, 20 nahandro

Mis à jour le 2025/09/13