Index

Proverbes : nahandro

Proverbe 1Ilay nahandro takatra, ka izay no takatra. [1.1]
Izay no takatry ny aina hoy ilay nahandro takatra. [2.558]
Izay no takatry ny ananana hoy ilay nahandro takatra. [2.558]
Izay takatry ny aina, hoy ilay manan-takatra. [2.415 #5852]
Izay takatry ny aina, hoy ilay namahan-takatra. [2.653 #1199]
"Izay takatry ny ananana no atao" , hoy ilay namahan-takatra. [2.165]
Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny aina. [2.558]
Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny ananana. [2.558]
Toy ilay nahandro takatra, ka izay no takatry ny ananana. [2.415 #4608, 2.165]
Interprétation malgacheTsilalaon-teny manambara fa izay no vita tamin' ny sakafo, ka aoka tsy hahazo tsiny avy amin' izay nasaina. [1.1]
Traduction françaiseC' est comme celui qui a fait cuire un oiseau takatra : il a fait ce qu' il a pu. [2.415 #4608]
"Chacun fait selon ses moyens" , dit celui qui servait un "takatra" (à ses hôtes). [2.165]
Fais ton possible, dit celui qui nourrit un oiseau takatra. [2.415 #5852]
Pareil à celui qui a cuit un "takatra" , il a fait ce qu' il a pu (d' après ce qu' il possédait). [2.165]
Interprétation françaiseC' était une manière plaisante d' encourager et de s'encourager. Jeu de mots sur les deux sens du mot takatra : possible et oiseau. [2.415 #5852]
Jeu de mots sur les deux sens de takatra : le nom d' un oiseau, et ce à quoi on peut arriver. [2.415 #4608]
Le "takatra" , sorte d' ombrette, est un oiseau de mauvais augure pour les Malgaches; et pour en manger il fallait n' avoir rien d' autre à se mettre sous la dent. Ce proverbe renferme un jeu de mots sur "takatra" , pouvoir ou atteindre, et "takatra" , oiseau. [2.165]

Proverbe 2Ilay nahandro vato: raha ny rony dia masaka. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza olona efa nanao sy niezaka hatramin' ny ela, nefa tsy nahita vokany tamin' izany. [1.1]
Enti-milaza zavatra efa notenehina ela na raharaha nokarakaraina maharitra, nefa tsy mbola vita ihany na tsy mety masaka. [1.1]

Proverbe 3Masaka raha araka ny rony, hoy ilay nahandro vato. [2.558 #2148]

Proverbe 4Nahandro angaha no marika sa nitono no mahina ? [2.558 #2655]
Nitono ka mahina, nahandro ka marika : teny malefaka ka mampiherikerika. [2.558 #2797]
Nitono va no mahina, sa nahandro no marika ? [2.653 #2109]

Proverbe 5Nahandro varin-dahiantitra ka masaka ihany fa tsy afa-droatra. [2.558 #2656]
Nahandro varin-dahy antitra : masaka ihany, fa tsy afa-droatra. [2.415 #1842, 2.653]
Traduction françaiseManière de faire cuire le riz comme les vieillards : le riz est cuit mais l' écume n' est pas partie, parce que le feu n' est pas assez vif. [2.415 #1842]
Interprétation françaiseSe disait des gens sans énergie et aussi des choses faites incomplètement. [2.415 #1842]

Proverbe 6Ny fofony ihany no anjarany : ohatra ny vaviantitra nahandro hoditra. [2.558]
Ny fofony no anjarany, hoatry ny vavy antitra mahandro hoditra. [2.415 #1888]
Ny fofony no anjarany, ohatra ny vavy antitra mahandro hoditra. [2.653]
Traduction françaiseN' avoir pour part que l' odeur, comme la vieille qui fait cuire de la peau. [2.415 #1888]
Interprétation françaiseLa vieille édentée ne peut pas manger la peau ; ce proverbe se disait des gens lésés dans un partage ou une distribution. [2.415 #1888]

Proverbe 7Ny toko telo mahamasa-nahandro. [2.558 #3308]
Ny toko telo no mahamasa-nahandro. [2.653 #2509, 2.974 #416]
Toko telo mahamasaka ny nahandro, andry telo mahatanjaka ny trano. [2.415 #1717]
Toko telo mahamasa-nahandro. [1.1]
Toko telo mahamasa-nahandro, tady telo olana saro-tapahina. [2.558 #4161]
Interprétation malgacheEnti-milaza olona na zavatra telo izay fototra ijoroan' ny asa na raharaha iray. [1.1]
Traduction françaiseIl faut trois pierres pour bien cuire les aliments. [2.974 #416]
Trois pierres dressées font le foyer pour cuire les aliments, trois piliers dressés font la maison et sa force. [2.415 #1717]
Interprétation françaiseToutes les maisons et tous les foyers étaient construits de la même façon : par là tous les Malgaches se ressemblaient ; l'union fait la force. [2.415 #1717]

Proverbe 8Sakaiza tiana namadi-belirano ; vady renianaka niholy ho an’ olona ; reniomby nompiana nandaka; nampaka-drano tsy nahatafakatra; nahandro vary namolavola sosoa : koa izany no kanto maizina indrindra. [2.653]
Sakaiza tiana namadi-belirano, vady renianaka niholy ho an' olona, reniomby nompiana nandaka, nampaka-drano tsy nahatafakatra, nahandro vary namolavola sosoa : koa izany no maizina indrindra. [2.558]

Index