|
|
|
|

Entrée1  namany andava-bitsika
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  amany, lava-bitsika
Explications en malgache  4  [1.1] aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany)
Vocabulaire  5  Santé

Mis à jour le 2024/12/07