Entrée ndeha
Partie du discours verbe actif
Définition malgache mampanao asa olona, mitovy amin' ny hoe "mandehana": 'Ndeha milalao amin' izay ianareo, rankizy
¶ Mitaona olona hiara-hanao asa iray amin' ny tena izay miteny: 'Ndeha hilalao amin' izay isika, rankizy (tsara homarihina, araka ireo ohatra roa ireo, fa amin' ilay hevitra voalohany (fandidiana), dia atao milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka ny "andeha na ndeha", fa amin' ilay faharoa kosa (fitaomana), atao milaza ny ho avy)
¶ entina milaza asa na fisehoan-javatra mifanindry amin' ny asa ho avy iray: Ndeha hivoaka ny trano indrindra aho no nirotsaka ny orana [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2010/09/01