Entrée |
ndry
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy:
Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [1.1]
|
Explications en anglais | Showing surprise or pain; what ? oh ! [1.7]
|
Explications en français | Indique la surprise ou la douleur [1.8]
|
Exemples | Ndry, fangaha misy marary ato aminareo?
[2.472]
|
Autres orthographes |
|
Entrée |
ndry
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? [1.1]
|
Synonymes | |
Autres orthographes |
Tableaux et planches |
|
|