Entrée ndre
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [Rajemisa 1985]
Autres orthographes  

Entrée ndre
Partie du discours   conjonction [liste]
Définition malgache   [Tanala] na dia, nefa: Ho avy añy mandy aho ndre tsy ao ijy (ho tonga any ihany aho na dia tsy ao izy) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] na dia...aza [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   a provincial word for na [Richardson 1885]

Mis à jour le 2012/03/03