|
|
|
|

Entrée1  nendra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [1.1]
4 areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [1.13]
Explications en anglais  5 the small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] [1.2]
6 smallpox [1.7]
Explications en français  7 petite vérole, variole [1.54]
8 variole [1.8, 1.13]
Exemples  9  Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny. [2.472#]
Vocabulaire  10  Santé
Synonymes  11 ky, kiria, lavira
Tous les mots composés  12  9 combinaisons de ce mot
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 ndrañe, 15 nendra

Mis à jour le 2025/11/09