Entrée |
nifin > nify
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Tsy fahatevenana. [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | mince, peu épais [Abinal 1888]
|
Dérivations |
|
Entrée |
nifin > nify
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [Richardson 1885]
|
| a tooth, esp. a front tooth [Hallanger 1973]
|
Traduction française | dent, surtout les dents antérieures [Hallanger 1974]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [Andraina: I Vola, page 38]
|
Citations |
Articles |