Entrée ny ahy (ny, ahy)
Partie du discours   expression
Définition malgache   Enti-misolo anaran-javatra ananana raha ny tena no tompony: Lafo kokoa ny satrokao noho ny ahy. [Rajemisa 1985]
Définition française   le mien, les miens [Abinal 1888]
Exemples  
1Ny ahy toaka mahery! [Andriamalala: Fasana, page 5]
2Mba kivazivazy ny ahy. [Rapatsalahy: Kintana, page 70]

Mis à jour le 2017/11/06