|
|
|
|

Entrée1  ny diavolan-ko lava, ny kilalao mbola ho ela
Mots élémentaires  2 volana, 3 ho, 4 lava, 5 kilalao, 6 mbola, 7 ela
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9 enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin' ny asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminy fa mbola misy fotoana hahazoany manarina [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11