Entrée ompan-ko faty vao ela velona
Mots élémentaires ompana ; ho ; faty ; vao ; ela ; velona
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza fa tsy mahafaty akory izay ompa fa arakaraka ny anompana ny sasany aza no maha-ela velona azy [1.1]

Mis à jour le 2023/09/08