Entrée osa tanana (osa, tanana)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ireo izay tsy mba kinga na haingana rehefa manao zavatra, raharaha, fa miadaha sy milamina aoka izany [Rajemisa 1985]
Traduction française qui travaille lentement avec ses mains [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31