Entrée paika
Partie du discours nom
Définition malgache Feo re avy amin' ny zavatra mifandona. [Vocabulaire: Son]
¶ Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io
¶ Tefy (vato): Vato tsara paika
¶ Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika
¶ Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy
Mitovy hevitra: dona ~ gona ~ katroka ~ poka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a stroke, a blow [Hallanger 1973]
Définition française coup, choc, cliquetis des armes
¶ réprimande
¶ un coup au jeu du fanorona. [Vocabulaire: Jeu] [Abinal 1888]
 coup [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes paipaika
Mots composés, titres, noms 

Entrée paika
Partie du discours nom
Définition malgache fomba ampiasaina [SLP 1986]
Définition française procédé; mesure [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 

Entrée paika
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Sihanaka] maina (taona) [Rakotosaona 1972]

2013/06/02