Entrée dona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a shock, a blow, a knock [Hallanger 1973]
Traduction française   coup, choc [Hallanger 1974]
Exemples   Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [Andraina: Mitaraina, page 209]
Dérivations  
Synonymes   dondòna
Mots composés, titres, noms  

Entrée dona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo Daomy) [Rajemisa 1985]

Entrée dona
Partie du discours   nom
Traduction française   anguille. Cf. tòna. [Tankarana] [David 1952 (takila D)]
Vocabulaire  

Entrée dona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Synonymes   tona

Mis à jour le 2017/03/10