Entrée paik' afo (paika, afo)
Partie du discours   nom
Définition malgache   fomba fakana afo amin' ny vato roa izay ampifampikasohina dia miteraka afo; tsy vato roa ihany no azo atao toy izany, fa tapa-kazo kely roa koa toy ny tahon-tseva, ohatra, izay ampifandilorina dia midona-tsetroka [Rajemisa 1985]
   [ paikafo ] [Mahafaly, Tanosy] vatoafo, afokasoka [Profita 1969]

Mis à jour le 2012/03/23