|
|
|
|

Entrée1 papelika
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Karazam-borona mifanahatahaka amin' ny tsipoy fa kelikely kokoa (halava: 18 sm), izay hazain' ny olona fatratra noho ny henany tena matsiro. Voadiniky ny ntaolo ny fanenony fa tahaka ny manao hoe "tsara aho", ka dia izany ny nanaovany azy ho tahaka ny mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe "midoka tena toy ny papelika". [1.1]
Explications en français  4caille ordinaire. [1.54]
Exemples  5 Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; [2.996]
Vocabulaire  6 Zoologie: oiseaux
Synonymes  7kibobo, menamaso
Tous les mots composés  8holapapelika
Proverbes  9 Proverbes contenant ce mot
Article  10Randzavola: papelika ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/02