Entrée |
peny > fetra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1]
|
Explications en anglais | An appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2]
|
| A limit [1.7]
|
Explications en français | Limite [1.8]
|
Morphologie |
Simple : |
fetra,
fetrako,
fetranao,
fetrany,
fetrantsika,
fetranay,
fetranareo,
fetran',
fe- |
Préfixée : |
-petra,
-petro,
-petrao,
-peny,
-petsika,
-petray,
-petrareo,
-petran' |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
peny > fetra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
zanaka,
taranaka
[1.78]
|
Morphologie |
Simple : |
fetra,
fetrako,
fetranao,
fetrany,
fetrantsika,
fetranay,
fetranareo,
fetr',
fe-,
fetry |
Préfixée : |
-petra,
-petro,
-petrao,
-peny,
-petsika,
-petray,
-petrareo,
-petr',
-pe-,
-petry |
|
Synonymes | |
|
Entrée |
peny > feka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tanala]
Faika, faikany: Fadin'Isamivita; tsy homan'ny fekany ko mialoke ny rony (fadin'Ilaisamivita: tsy homana ny ventiny nefa milaoka ny rony) [1.78]
|
Explications en français | [Tankarana]
Lie, dépôt, tourteaux. § fàika. [1.19]
|
Synonymes | ~ |
|
Entrée |
peny > feka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | [Provincial]
Name for a species of hawk. Same as fihiaka
[1.2]
|
Vocabulaire |
Synonymes | ~ ~ |
|
Entrée |
peny > feka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | ( feka, comme
faika et
faitra, signifie amer) Nom donné aux arbres et arbustes dont les feuilles et les écorces sont particulièrement amères.
Ces sont surtout :
[Tankarana]
Hazunta silicicola Pichon (Apocynaceae).
[Bara]
Hazunta modesta subvar. velutina (Pichon) Markgr. (Apocynaceae).
[Mahafaly, Tandroy]
Hazunta modesta var. methuenii (Stapf & M.L.Green) Pichon (Apocynaceae).
[Tanosy]
Hazunta modesta (Baker) Pichon (Apocynaceae). Les rameaux sont couramment mâchonnés en cours de route pour apaiser les sensations de faim.
C'est un excellent anorexiant naturel.
La décoction est utilisée par les femmes obèses, dans les villes comme Tuléar, pour faire des cures d'amaigrissement (à la campagne l'obésité est inconnue).
Alcaloïdes : voir Anne-Marie Bui : Contribution à l'étude chimiotaxonomique du genre
hazunta, Diplôme d'Études Supérieures, Facultés eds Sciences d'Orsay, 1970 ; P. Potier, A. M. Bui, B.P. Das, J. Le Men, et P. Boiteau, Annales Pharm. Franç. 28 : 621-629 (1968).
[1.196]
|
Nom scientifique | Hazunta modesta, Hazunta modesta subvar. velutina, Hazunta modesta var. methuenii, Hazunta silicicola |
Vocabulaire |
|
Entrée |
peny > -pen'
|
Partie du discours | forme morphologique de fe
|
Exemples |
1 | Matin-drobon' ny adrisa, ka fola-pen' ny aketalahy
[2.558]
|
2 | ka dia nivika ny foto-pen' i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy
[2.996]
|
|
Morphologie |
Préfixée : |
-pe,
-peko,
-penao,
-peny,
-pentsika,
-penay,
-penareo,
-pen',
-pen-,
-pem- |
|
|
Entrée |
peny > pen
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | penina: a pen
[1.2, 1.7]
|
|
Entrée |
peny > pen
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | vala: an enclosure, a pen; a border
[1.7]
|
|
Entrée |
peny > fe-
|
Partie du discours | forme morphologique de fetra
|
|
Entrée |
peny > fe
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [1.1]
|
Explications en anglais | The thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [1.2]
|
| The thigh [1.7]
|
Explications en français | Cuisse [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
fe,
feko,
fenao,
feny,
fentsika,
fenay,
fenareo,
fen',
fen-,
fem- |
Préfixée : |
-pe,
-peko,
-penao,
-peny,
-pentsika,
-penay,
-penareo,
-pen',
-pen-,
-pem- |
|
Mots composés |
|
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
peny > fe
|
Partie du discours | conjonction
|
Explications en malgache | [Tanosy]
nefa
[1.78]
|
| [Bara]
fa,
nefa
[1.78]
|
| "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [1.1]
|
Explications en anglais | Used for the conjunction fa [1.2]
|
|
Entrée |
peny > fe
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
Explications en malgache | [Taimoro]
Hajambana Jamba [1.78]
|
| [Bara, Taisaka, Tanala]
Jamba [1.78]
|
Explications en français | [Taisaka]
Aveugle [1.82]
|
|
Entrée |
peny > fe
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | [Provincial]
For tolana
[1.2]
|
|
Entrée |
peny > fe
|
Partie du discours | particule
|
Explications en malgache | Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
|
Explications en anglais | Used for emphasis as follows: teniko fe lehibe,
manao fe manao
|
Explications en français | Comme-ci comme-çà [1.3, 1.8]
|
| Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence:
Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça)
~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé)
~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable)
~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit)
~ Homana fe homana (Manger sans goût) [1.3]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
peny > fe
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsimisaraka]
Arbre indéterminé [1.196]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
peny > Fe
|
Partie du discours | nom (symbole)
|
Explications en malgache | Vy.
Singa mivaingana, faha-26 amin'ny
fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Explications en anglais | Iron [3.1]
|
Explications en français | Fer [3.1]
|
Vocabulaire |
|