|
|
|
|

Entrée1  peratra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes relatifs :
5  Noms :
6  Adjectifs :
Explications en malgache  7  [1.1] Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin' ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana ~ peratry ny mariazy.
Explications en anglais  8  [1.2] a finger ring. [Comp. Swa. Pete, a ring.]
9  [1.7] a ring worn on the finger
Explications en français  10  [1.8] bague
Exemples  11  [2.471] Jenjin' ny fahitana rantsany nisy peratra ny masoko, ka tsy nety hijery zavatra hafa intsony.
12  [2.472] I Feno nahazo satroka lamba, na I Manana nividianana peratra varahina, na I Neny navelan' I Dada havidy lamba fitafy iray, nefa ny taloha mbola tsy rovitra.

Mis à jour le 2025/07/29