Entrée polisy
Partie du discours nom
Définition malgache Olona manao fanamianamanokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the police, a police constable [Hallanger 1973]
Définition française la police; agent de police [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: police.
Exemples 
1Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. [Andraina: Mitaraina]
Citations 

2013/12/20