|
|
|
|

Entrée1  raha efa
Mots élémentaires  2 raha, 3 efa
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe "vita" ny "efa" ka ampiasaina ho solo-matoanteny: Raha efa izany dia nitsangana izy nikabary [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12