|
|
|
|

Entrée1  raha tsy izany
Mots élémentaires  2  raha tsy, 3  izany
Partie du discours  4  locution
Explications en français  5  else [1.17.fr#35]
6  sinon: Atsaharo izany resaka izany, fa raha tsy izany handeha aho (Cessez ce discours, sinon je me retire) [1.4.fr#764]
7  sinon: Ndeha haka fiarakaretsaka, raha tsy izany dia ho tratra aoriana isika (Prenons un taxi, sinon nous serons en retard) [1.66.fr#868]

Anagrammes  8 izany raha tsy ..., 9 raha tsy izany

Mis à jour le 2025/09/12