|
|
|
|

Entrée1  raha tsy voa tsy hendry
Mots élémentaires  2 raha, 3 tsy, 4 voa, 5 hendry
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 tratran' ny fahavoazana noho ny natao vao mandinika, ary tsy mamerina na manindroa intsony [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11