Entrée rainiolona (ray, olona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anarana nomena ny miaramila mpitifitra a [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   artillerymen [Richardson 1885]
Traduction française   les artilleurs [Abinal 1888]
Exemples   Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [Andraina: Mitaraina, page 133]
Vocabulaire  

Entrée rainiolona (ray, olona)
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   The elders of a tribe or town, the chief tribe [Richardson 1885]
Traduction française   [ rain' ny olona ] les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [Abinal 1888]
Exemples   Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [Callet: Tantara]

Mis à jour le 2013/06/06