|
|
|
|

Entrée1 raisina
Radical  2ray
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy.
5Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo.
6Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika.
7Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy. [1.1]
Explications en anglais  8to be received, to be accepted, to take.. [1.2]
9to be received, to be taken. [1.7]
Explications en français  10qu'on reçoit, qu'on prend. [1.8]
Exemples  11 alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra. [2.472]
Morphologie 
12 Présent :
13 Passé :
14 Futur :
15 Impératif :
Tous les mots composés  16mora raisina
Proverbes  17 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 isirana, 19 raisina, 20 siraina, 21 Siriana, 22 Syriana

Mis à jour le 2025/11/02