| Entrée | 1 ra mandriaka |
| Mots élémentaires | 2 ra, 3 mandriaka |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao [1.1] |
| Exemples |
6 " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny".
[2.472]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|