Entrée Rangory
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Exemples   Rangory, niteraka andRatsimiraho sy Rakalavao [Callet: Tantara, page 629]
Vocabulaire  

Entrée Rangory
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Exemples   izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no Rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [Andraina: Mitaraina, page 154]
Vocabulaire  

Entrée Rangory
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Exemples  
1Nandre ny lazanao aho
Rangory monina anosy
nita lakana omaly aho
ka nitsipa-dakana indray
izany hianao hono
raha tsy ariary folo lelavola
tsy mandeha
[Fox: Hainteny, numéro 56]
2matesa anie aho ray itsiana
fa nitokana ilay toa-tsiary
ary Rangory nilaiko tsy nety
izaho nila tsy tia loatra
[Fox: Hainteny, numéro 174]
Vocabulaire  

Entrée Rangory
Partie du discours   nom propre (personnage fictif) [liste]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/07/27