|
|
|
|

Entrée1  rano trambo
Mots élémentaires  2 rano, 3 trambo
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa. [1.1]
Exemples  6  Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; [2.996#]
Proverbes  7  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02