|
|
|
|

Entrée1  ranovisy
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  rano, Visy
Explications en malgache  4  [1.1] Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin' aty: Eto Madagasikara, dia ao Antsirabe no misy ranovisy
Exemples  5  [2.59#339] ny rano mafana filomana, ny rano visy fisotro.
6  [2.324] Hanara-dohasaha any anatin'ny vondrona sy ny ranovisy any ny roa lahy amintsika, ndrao misy misitrika any ny zaza amim-behivavy, fa ny roa lahy kosa hanaraka ny tanety, ka hitazana izay alehan'ny olona.
Vocabulaire  7  Santé
Autres orthographes  8  ranovisy

Anagrammes  9  ranovisy, vosirany, vosirina

Mis à jour le 2025/01/21