|
|
|
|

Entrée 1  ravehivavy
Mots élémentaires  2 ra-, 3 vehivavy
Partie du discours  4  nom
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :
Exemples  7  Nikiakiaka sy nitaraina mafy ravehivavy, fa notrabarany ny antsy ao amin'ny feny. [2.324]
8  dia mamaly indray ravehivavy rehefa kelikely sasatry ny mandá lahy ka dia aoka hanaiky dia mitandray tanana izy roa dia mandeha tahaky ny lakana tsy voizina [2.131]
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21