|
|
|
|

Entrée1  ravinkazo
Mots élémentaires  2 ravina, 3 hazo
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 anarana iantsoana matetika koa ny ravina [1.1]
Exemples  6  Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga. [2.470#]
7  Hany heriny nandao ahy, ka niery tany ambany ravinkazo ary dia tany no nahafatesany. [2.529#]
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02