Entrée | 1 renirano |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 reny, rano |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina 6 [1.13] rano mandeha amin'ny faritra iray |
Explications en français |
7 [1.13] cours d'eau |
Exemples |
8 [2.472] Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. 9 [2.324] Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. |
Vocabulaire |
10 Géographie: (en général) |
Analogues | 11 ony |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot renirano |
Tableaux et planches |
13 rivières, fleuves |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |