|
|
|
|

Entrée (1/3)1 ringa
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika. [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :

Entrée (2/3)10 ringa
Partie du discours  11 nom
Explications en malgache  12Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa. [1.1]
13tolona (ady). [Taisaka]
14mangahazo (kilalao). [1.78]
15tolona kilalao (amin'ny samy olona). [Bara] [1.78]
16tolona. [Tanosy] [1.78]
17Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa. [Bara] [1.1]
Vocabulaire  18 Jeu 19 Sports

Entrée (3/3)20 ringa
Partie du discours  21 nom
Explications en français  22(Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile). Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis (Arènes ) Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 3924. Voir aussi aboringa.. [Sakalava] [1.196]
Vocabulaire  23 Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  24 rangy, 25 ringa

Mis à jour le 2025/09/19