| Entrée (1/2) | 1 mandringa |
| Radical | 2 ringa |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to limp [1.7] |
| Explications en français |
6 boiter, clocher [1.8] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 11 Santé 12 Zoologie: art vétérinaire |
| Analogues | 13 mikotringa, mitoletsika, mitolitsika, mihantsika, mitolantsika, milepaka, mikolepaka, mikirimbana, tolaka ila, tsapika |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 15 Randzavola: mandringa ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
| Entrée (2/2) | 16 mandringà |
| Radical | 17 ringa |
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mandringa [Liste complète] |
| Explications en malgache |
19 [1.1] |
| Explications en français |
20 [1.3] |
| Anagrammes | 21 mandrangy, 22 mandringa, mandringà |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|