Entrée ririnin-dasa tsy tsaroana (ririnina, lasa, tsiaro)
Partie du discours expression
Définition malgache mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay [Rajemisa 1985]

2009/11/07