|
|
|
|

Entrée1 roaroa
Radical  2roa
Partie du discours  3 adjectif
Exemples  4 fa natao ny ntaolo fanambadiana izany, ary sitraka ny fo ny izy roaroa ampivadina, na lasam-bodiondry na tsy lasana; [2.48]
5 Izy no hanao ny tempolin'ny Tompo, hotafiana fiandrianana, hipetraka ho mpanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, ho mpisorona eo amin'ny seza fiandrianany, ary hisy fisainam-pihavanana eo amin'izy roaroa. [2.996]
Dérivés 
Verbes actifs :
Autres orthographes  8roroa

Anagrammes  9 raorao, 10 roaroa

Mis à jour le 2025/09/19