Entrée roa volo
Mots élémentaires roa ; volo
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny olona efa lehibebe ka fotsy sasaka ny volony
Enti-milaza zavatra mizara roa: "Tsy tiako, hoy Andrianampoinimerina, Imerina raha manao akanga roa volo" [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01