Entrée saboboka (boboka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mivonto be, mibibaka sahala amin' ny zavatra vonto rano, bobo-drano; enti-milaza koa ny zavatra nosesehana rivotra na rano ka niavovona sy tonga lehibe
Mitovy hevitra: mivozihitra ~ mizihitra [Rajemisa 1985]
Synonymes mizihitra ~ mivozihitra

Mis à jour le 2013/06/10