|
|
|
|

Entrée 1  sady
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3 ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity
4 fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny [1.1]
Exemples  5  sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4#7]
6  hoy izy sady mihinana ihany. [2.470#45]
Combinaisons  7  3 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Anagrammes  8 dasy, 9 disa, sady

Mis à jour le 2026/02/26