|
|
|
|

Entrée1  safo-drano
Mots élémentaires  2 safotra, 3 rano
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 fihoaran' ny rano ivelan' ny masondrano noho ny habetsahan' ny orana ka mahatonga azy hihanaka eran' ny manodidina [1.1]
Explications en anglais  6 a flood, a deluge [1.7]
Explications en français  7 inondation, déluge [1.8]
Synonymes  8 tondra-drano

Mis à jour le 2025/09/12