|
|
|
|

Entrée1 sakeli-mihoa-joro
Mots élémentaires  2sakelika, 3mihoatra, 4zoro
Partie du discours  5 locution
Explications en malgache  6 enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa) [1.1]
Explications en français  7 (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante [1.196]
Vocabulaire  8 Botanique 9 Economie: agriculture
Proverbes  10 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02