Entrée sakodiavatra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka
Mitovy hevitra: saikatra ~ sanganehana ~ vaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise hesitant, doubting, perplexed [Hallanger 1973]
Définition française perplexe, qui hésite [Hallanger 1974]
Exemples Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa. [Andriamalala: Ranomasina, page 39]

Mis à jour le 2012/09/06