Entrée sambatra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Miadana, tsy manan-java-mahory, tretrika: Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy
¶ Miadan-tsaina, milamin-tsaina, finaritra: Sambatra izany fianakaviana mifankatia izany
¶ Mananjara, tsara vintana, ambinina: Sambatra izy nahazo vady hendry [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   blessed, happy [Hallanger 1973]
Traduction française   heureux, béni [Hallanger 1974]
Exemples   Nahatsiaro ho sambatra ery izahay mianakavy nony nandry voalohany tamin' ny tranonay vaovao. [Andraina: Mitaraina, page 41]
Dérivations  
Citations  

Entrée sambatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   fora, famorana [Antambahoaka, Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Famorana zaza mitambatra amim-pomba lehibe, izay fanao isaky ny fito taona, izany hoe ny zazalahy rehetra teraka ao anatin' ny fito taona dia atambatra hatao hasoavana amin' io andro iray io [Antesaka] [Rajemisa 1985]
Traduction française   circoncision [SLP: Voambolana]
Analogie   didiam-poitra ~ fora ~ foza ~ savatse ~ hasoavana ~ tapakanake

Entrée sambatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fahandro katsaka amin' ny babiny, na mangahazo lena atao tetika lava [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2013/06/11