| Entrée | 1 sambobelona | 
| Mots élémentaires | 2 sambotra, 3 olona | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [1.1] | 
| Explications en français | 6   prisonnier de guerre [1.3] | 
| Exemples | 7   Teo no rava ny tafiky  Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona
[2.472] | 
| Anagrammes | 8 sambobelona, 9 solom-babena | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |