| Entrée |
 |
samborina
(sambotra)
|
| Partie du discours | |
verbe passif
|
| Définition malgache | |
Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa [...] ¶ Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay m [...] ¶ Indramina (raha vola no tenenina, izany [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
|
| Traduction anglaise | |
To be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money) [Hallanger 1973]
|
| Traduction française | |
Qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent) [Hallanger 1974]
|
| Morphologie | |
Présent
samborina
samboriko
samborinao
samboriny
samborintsika
samborinay
samborinareo
samborin'
samborin-
samborim-
sambori-
|
Passé
nosamborina
nosamboriko
nosamborinao
nosamboriny
nosamborintsika
nosamborinay
nosamborinareo
nosamborin'
nosamborin-
nosamborim-
nosambori-
|
Futur
hosamborina
hosamboriko
hosamborinao
hosamboriny
hosamborintsika
hosamborinay
hosamborinareo
hosamborin'
hosamborin-
hosamborim-
hosambori-
|
Impératif
sambory
|
|
| Exemples | |
Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 207]
|
|