Entrée sampanteny (sampana, teny)
Partie du discours nom
Définition malgache Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [Rajemisa 1985]
Définition française mots dérivés (grammaire) [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 

2009/02/23