Entrée sangy
Partie du discours nom
Définition malgache Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena
Mitovy hevitra: kihaihay ~ kiniania [Rajemisa 1985]
Définition anglaise play, sport [Hallanger 1973]
Définition française jeu, plaisanterie; sport [Hallanger 1974]
 badinage, plaisanterie, amusement [Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Synonymes hadrohadro ~ hanihany ~ sangisangy ~ vazivazy
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée sangy
Partie du discours conjonction [liste]
Définition malgache Saingy, fangy [Rajemisa 1985]

2017/04/03