Entrée sao
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache Atao mba hampitohy fehezan-kevitra roa ka ny faharoa:
A) milaza zavatra atahorana na ahina: Matahotra aho sao maninomaninona i zoky any lavitra any ~ Manahy izy sao nisy mpangalatra tafiditra tao antranony
B) na milaza zavatra kendrena tsy ho tanteraka, mitovy hevitra amin' ny "mba tsy": Niova akanjo izy sao fantatry ny ao an-tanana
Mitovy hevitra: fandrao ~ fandroa ~ ndrao ~ ngoa dia ~ sangoa
Azo ampiasaina tsy hampitohy fehezan-kevitra roa miharihary koa anefa ny "sao", fa manomboka fehezanteny ka mety ho ilay (b) etsy ambony ihany izy amin' izay fa mifamadi-toerana fotsiny: Sao tratran' ny fahavalo eto isika, fa andeha handositra, na koa enti-milaza fampitandremana: Sao heverinao ho tsy mahalala ny toetranao aho, na faminavinana; Sao mbola mba mahita ihany ny masonao fa tsaboy tsara [1.1]
Explications en anglais Lest perchance, for fear that; also used as follows: sào misy vàry aty aminao?: do you happen, to have any rice ? [1.7]
Explications en français De peur que, de crainte que; si par hasard [1.8]
Analogues  mba ~ ndrao ~ sangoa

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31