Entrée saramba
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] Tovovavy [Rajemisa 1985]
   tovovavy, vaton-jazavavy [SLP: Voambolana]
Définition française   jeune fille [SLP: Voambolana]

Entrée saramba
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny ankamaroan' ny olona, ny be sy ny maro (matetika no ampiarahina amin' ny hoe "be" izy amin' ity hevitra ity: sarambabe): Tsy olom-bitsy fa ny sarambaben' ny olona mihitsy no mihevitra toa ahy ny amin' io [Rajemisa 1985]

2012/09/16