Entrée sara
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy [Rakotosaona 1972]
   Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana
¶ Vola nomena taloha ny mpanao fanafody
¶ (ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana
Mitovy hevitra: haba ~ hofan-toerana ~ vidin-toerana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee [Hallanger 1973]
Définition française   loyer pour usage; prix d'un billet de train [Hallanger 1974]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée sara
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] bikana [Rakotosaona 1972]

Entrée Sarà
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition malgache   Sarà [Baiboly]
Définition anglaise   Sarah [Baiboly]
Définition française   Sara [Baiboly]
Exemples   Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny Sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty. [Randzavola: Baiboly, page 34]
Vocabulaire  
Synonymes   Saraha
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2017/06/29